· Avrily, 2012

Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Avrily, 2012

Andro Iray Eto An-Tany: Nivoaka Ny Rakikira Niaraha-Mientana Manerantany

  10 Avrily 2012

Nisy rakikira an-dahatsary iray nivoaka ho fanomanana ny fiaraha-mijery manerantany [mg] ny sarimihetsika nifarimbonana manerantany One Day on Earth [Andro Iray Eto An-Tany], izay hotontosaina any amin'ny toerana maro samihafa manerana ny planeta mandritra ny Andron'ny Tany (22 Avrily 2012). Asongadin'ny lahatsary ny mpihira, poety, mpandihy noraketina an-tsarimihetsika nandritra ny fotoana mitovy 24 oran'ny 10 Oktobra 2012, izay niangalian'i Cut Chemist ny fanapatapahana sy ny fanambatambarana azy.

Etazonia : “Izaho no Trayvon Martin”

  08 Avrily 2012

Ny 26 Febroary 2012, George Zimmerman,'Mpanara-maso An-tsitrapo misoroka ny mety hisian'ny Heloka Be vava’ iray ao Sanford Florida, Etazonia, dia nitifitra ary nahafaty an'i Trayvon Martin izay vao 17 taona...