Tantara mikasika ny Amerika Avaratra tamin'ny Jolay, 2015
Esoin'ny Aterineto Ny Filazàna Fisiana Fandrahonana Ataon'i “El Chapo” An'i Donald Trump
Nisoko mangina miaraka amin'ireo andiana fampihomehezana ny firesahan'ireo mpampiasa media sôsialy ny fandosiran'i El Chapo sy ireo lazaina fa fandrohanana an'i Donald Trump.
Nilaza Ilay Teratany Meksikana Mpanoratra Fa Tsy Toy Ny Akanjo Famehy Adala Akory Ny Teny, Fa Fitaovana Entina Hanombohana Resaka Amin'ny Fiteny Roa Samihafa
Zatra mamoaka ny sanganasany amin'ny fiteny Espaniola i Cristina Rivera Garza, fa taorian'ny nipetrahany tao Etazonia nandritra ny 25 taona, dia nilaza izy fa ny fahaizany manoratra amin'ny fiteny Espaniola sy Anglisy dia nitondra zava-tsoa maro teo amin'ny traikefany.
Ny Trosa Mavesatra Loatra Mianjady Amin'ny Amerikana Mpianatra
Na dia heverina ho "tanin'ny fahaiza-manararaotra" aza i Etazonia dia mbola tany lasa tsy takatry ny olom-pirenena maro ao aminy ny fampianarana eny amin'ny Oniversite.
Steven Salaita: Nahazo Asa Ao Amin'ny Anjerimanontolo Amerikana Ao Beirut, Miresaka Ireo Politikan'ny Mainty Hoditra Sy Ny Firaisankina Amin'i Palestina
Taorian'ny fandàvana ny hitànany andraikitra ao amin'ny Anjerimanontolon'i Illinois noho ireo bitsika miaro ny Palestiniana, i Salaita no ho lasa Edward W. Said lehiben'ny Fianarana momba ny Amerikana Studies ao amin'ny Anjerimanontolo Amerikana ao Beirut