Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Mey, 2018
Kamerona: Fanehoankevitra Tamin'ilay Fifidianana An'i Obama
"4 taona lasa izay, tsy fantatr'izao tontolo izao i Obama, nandrasa ny anarany tamin'ireo mpanao gazety, ankehitriny lasa filohan'ny firenena matanjaka indrindra erantany izy. Ity fifidianana ity, ity fiakarana haingana dia haingana ity dia manaitra antsika zanak'i Afrika, satria na eo aza ny fijaliana sy ny tsy fananana asa iainantsika,...
Famehezana ny Tontolon'ny Blaogy Poloney
"Fandresena kely, sy tsy maharitra ho an'ireo 'mpikatroka amin'ny 'click'' anefa raha araka ny Poland IP, izany no porofo toy ny fomba ara-drariny hanehoana hevitra sy hikarakarana ny fanoheran'ny vahoaka no fahitàn'ny vondrona mpitsikera ao Polonina ny aterineto."
Martinika : Ireo Andriana Farany Tao Amin'ireo Nosy
...hetsika nateraky ny fisaintsainana manodidina ny ampihimamba ara-toekarena ataon'ny fianakaviana vitsivitsy...Tsy maintsy iomanantsika koa ny fikisahan'io ho amin'ny resaka fanavakavahana volonkoditra sy fankahalàna vahiny izay mazava ho azy fa ho lavina ny filazàna azy amin'izany fomba fiantso izany, samy mahafantatra isika rehetra fa mandeha zotra tokana ny fanavakavahana volonkoditra sy...
Valopolo taona taty aoriana, mbola mifampitsara an-tendrony ny Jordaniana sy ny Palestiniana
Raha niteraka fahatsapana fandriampahalemana eo amin'ny vahoaka roa tonta ny fiaraha-miaina nandritra ny fotoana, dia tsy mbola misy ny firindrana tanteraka. Ny fanambadiana sy ny fanatanjahan-tena no roa amin'ireo sehatra izay mbola ahafahantsika mahita mazava kokoa ireo fihenjanana.
Sahara Andrefana: Sahraouis ao Kiobà
"Boaty vy iray sy tapakazo iray dia ampy ho an'ny Karibeana handihizany"
Antilles Frantsay-Gaza: Ankivy Ara-toekarena Ataon'i Israely Ve?
Amin'ny fomba isankarazany, maneho ny firaisankinany amin'ireo mponina ao Gaza ireo Antilles frantsay sy ny ao Karaiba hatramin'ny fiantombohan'ny ady.
Libanona : Fiarahamonina Sy Fifanoherana
Misy karazana fo samihafa: vita amin'ny vy, vita amin'ny fingotra, vita amin'ny kristaly. Iza amin'ireo no tianao hanànana ?
Arzantina: Firenena Mpandray Mpifindramonina no Sady Mpandeha Mila Ravinahitra
[...] voatery nisafidy ireo manampahaizana maro sy ireo mpikatroka, na hiaina an-tsesintany na ny fahafatesana [...] Nisy ireo nandao ny firenena tato anatin'ny taona vitsivitsy lasa sy milaza fa sambatra tamin'ny dia nataony ary manome toky ny tsy hiverin-dàlana intsony.
Horakoraky Ny Blaogy Bangladesh -12
Maro ireo blaogy nihorakoraka mikasika ny zava-misy ao Bangladesh.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...