Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Janoary, 2014
Fihetseham-bahoaka Goavana Manohitra Ny Fanavakavahana Atao Amin'ireo Mainty Hoditra Any Isiraely
Niteraka fihetsiketsehana goavana tany Israely hitakiany ny zony fototra ny fanavakavahana natao ireo mpifindra monina
Taonan'ny Pogrom Ao Rosia
Taona nihazakazahan'ny herisetra ara-poko ny taona 2013 ao Rosia. Tsy hafa amin'izany ny tranga farany tamin'iny faran'ny herinandro iny tao an-tanànan'i Arzamas. Fanamarihana: Ny Pogrom, araka ny famaritana ao amin'ny wikipedia teny frantsay, dia avy amin'ny teny rosiana milaza fanafihana, fanaovana herisetra ary famonoana ataon'ny foko iray amin'ny foko hafa.
Rosiana Natao Andevon'ny Filàna Ara-Nofo, Namono Tena Tao Astrakhan
Tsy nisy nahita an'i Borisenko indray raha tsy ny 1 Janoary 2014, rehfa nipoitra tampoka tao an-tranon'ny renibeny izy, nahia kaozatra, tsy nisy zaza, sy verivery saina, ary nilaza fa enim-bolana no niadiany aman'aina tamin'ny naha-andevon'ny filàna ara-nofo azy