Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Avrily, 2019
Nandà Ny Fidiran'I Chelsea Manning i Aostralia Raha Nanome Fahazoandàlana Kosa I Nouvelle Zélande
"Milamina tsara ireo mpihantsy sy ny mpanavakavaka toa an'i Lauren Southern sy Milo, saingy ny mahery fo tahaka an'i Chelsea Manning no heverina ho toy ny loza mitatao.".
Nitory ny lehiben'ny repoblikan'i Sakha (Rosia) ireo mpikatroka zon'olombelona ao Moskoa noho ny fandraràna ireo mpifindra monina
Tsy maintsy hiady amin'ny fihetsik'i Yasen Nikolayev amin'ny antony ara-dalàna manokana ireo mpikatroka zon'olombelona Rosiana tahaka ny "The Land Without Racism and Xenophobia" (Ny tany tsy misy fanavakavaham-bolon-koditra sy fankahalana vahiny), milaza fa tsy ilaina ny fifehezana ny tsenan'ny mpiasa eo an-toerana any Yakutia.
Tafatafa “farany” niarahana tamin'ilay mpanefoefo Rosiana Boris Berezovsky
Lasa "fahavalo tsara indrindra " an'i Poutine tokoa ve i Boris Berezovsky, mpanefoefo Rosiana? Miteraka fisalasalana ny tafatafa niarahana tamin'i Boris talohan'ny nahafatesany.