Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Mey, 2018
Bitsibitsika Afghan: ny mpitsoa-ponenana, ny mpitarika ady sy ny fitaizana zaza kamboty
Bilaogera Afhgana maromaro no niresaka momba ny fanapahan-kevitry ny governemanta Iraniana amin'ny fandroahana ireo mpitsoa-ponenana Afghan ho any Afghanistan.
“Niriko ho lehibe tao anatin'izany trano izany ny zafikeliko”: Fijoroana vavolombelona avy amin'ny renibe Syriana 61 taona avy ao Zamalka
Niriko mba ho lehibe tao ny zafikeliko, mba ahafahan'izy ireo manisy fiainana vaovao amin'izany trano izany, tahaka ny nataon'ireo taranaka rehetra tamin'ny razambenay.
Shina: Tsy mahazo hoentina ao amin'ny lalao olaimpika ny sora-baventy “Alefa Shina!”
Hiharan'ny fitsipika iombonana ireo izay manatrika ny lalao olympika amin'ity taona ity: tsy azo itondrana sakafo sy zava-pisotro avy any ivelany, tsy ekena ny fango ara-barotra rehetra ... saingy ankoatra ireo rehetra ireo, fitsipika iray izay toa nanorisory ny mpiserasera maro ny fandraràna sora-baventy hoe "Alefa Shina!".
Palestina: Nataon'i Obama ho ambin-javatra
Satria mamarana ny fitetezana an'i Israely sy i Palestina ny kandida ho filoham-pirenena Amerikana mahabe fanantenana Barack Obama, nibahana tamin'ny fifantohan'ny Senatera an'i Israely ny lohatenin-gazety manerantany...ary tsy nahitana fifantohana tamin'ny tolon'i Palestina.
Kiobà: Las Damas de Blanco
Izany no lohahevitra nifampiresahana indrindra tao amin'ny tontolon'ny bilaogy kiobàna nandritra ny herinandro mahery: ny fisamborana ireo Las Damas de Blanco [Vehivavy manao akanjo fotsy] raha nanatontosa fihetsiketseham-panoherana milamina ho famotsorana ny vadiny, nogadrain'ny fitondran'i Castro ry zareo.