Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Marsa, 2013
Tanora Espaniola Mitsoa-ponenana : “Tsy Niala Izahay Fa Noroahina!”
Iray amin'ireo vokadratsy mahatsiravina nateraky ny krizy ny tsy fananan'asan'ny tanora ao Espaina, izay tafakatra 55,6%. Manoloana io isa mampitebiteby io, niantso ny amin'ny tokony handraisana fepetra maika ny Vondrona Eoropeana...
Misaona ny Mpanoratra Frantsay Stéphane Hessel ny Mafana fo Eran-tany
Nodimandry tamin'ny alin'ny 26 Febroary 2013 lasa teo ny mpanoratra, mpisolovavan'ny zon'olombelona, sady mpitolon'ny Fiaretana (“résistance”) Frantsay, Stéphane Hessel, nanome aingam-panahy tamin'ny fahadisoam-panantenan'i Eoropa sy Etazonia ka nitarika ho amin'ny fikarakarana...
Ilay Tsara Tarehy sy ilay Biby Tsy Voafehy? Naharomotra Ny Nasionalista Rosiana Ilay Oliravina “Foko Hafa” Nandresy

Tahaka ny tsy niomana mialoha handresy tamin'ny fifaninanana Oliravina Rosia ilay 18 taona Elmira Abdrazakova tamin'ny Asabotsy 2 marsa 2013 farany teo. Raha izany manko dia efa tsy nataony hitam-bahoaka...