Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Septambra, 2016
Any Bolgaria, Ohatra Iray Amin'ny Fanehoan'ny Mpialokaloka Maniry Mba Te Ho Vahaolana Fa Tsy Olana
Afaka manampy amin'ny famahana ny olan'ny tsy fahampian'ny mpiasa ny mpitsoa-ponenana -raha omena ny fahafahana manao izany izy ireo.
Tsy Eken'ny Fikambanan'ny Ray Aman-drenin'ny Mpianatra Ao Gresy Ny Hampidirana An-tsekoly Ny Zanak'ireo Mpitsoaponenana
Toherin'ireo mpikambana ao anatin'ny vondron'ireo ray aman-dreny ny fanapahankevitry ny governemanta hampiditra an-tsekoly ireo ankizy 15.000 avy amin'ireo fianakaviana mpifindramonina sy mpitsoaponenana hiditra ho ao anatin'ny rafitra fanabeazana ao amin'ny firenena
Afaka Naneho Hevitra Antserasera Ireo Vahiny Mpiasa An-trano ao Singapaoro
"Nikorontan-tsaina aho, raiki-tahotra sady tena nalahelo. Fikasana tsara no nitarika ahy hiasa ao Singapaoro ary tsy azoko no antony nampijaliana ahy mafy tahaka izany."
Karatra Paostaly Avy Amin'ny Vondrom-piarahamonin'ireo Vietnamiana Ao Slovakia
"Na maro aza ireo Vietnamiana monina ao anatin'ireo faritra ireo, tsy raharahan'ny kaominina akory izany."