Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Febroary, 2019
Mitaraina ny zafikelin'ny mpitondra ao Kazakh fa tsy manana pasipaoro intsony izy rehefa avy nigadra tany amin'ny fonja tsy miankina Rosiana
Nampitolagaga ireo mpiserasera media sosialy ao amin'ny firenena Azia Afovoany ny zafikelin'i Nursultan Nazarbayev, mpitarika matanjaka ao Kazakhstan, tamin'ny filazana fa "olona tsy manana pasipaoro" izy rehefa avy nigadra tao amin'ny "fonja Rosiana tsy miankina".