· Desambra, 2018

Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Desambra, 2018

Ny Loza Nanjo ireo Kongoley Voaroaka Tany Angolà

Araka ny fanambaràna nataon'ny Kaomisaià Ambony ao amin'ny Firenena Mikambana misahana ny zon'olombelona (OCHA), nanomboka tamin'ny fiantombohan'ny volana oktobra, olona eo amin'ny 330 000 eo ho eo tsy nanana taratasy ara-dalàna tao amin'ny fireneny no noroahan'ny Governemanta Angoley, indrindra indrindra mankany amin'ireo faritanin'i Kasaï afovoany sy Kwango ao amin'ny Repoblika demokratika an'i Kongo

16 Desambra 2018

Serbia: Misafidy, na i Tadic na i Nikolic

Bilaogera Serba maro no manohana an'i Tadic sy ny fifandraisana akaiky kokoa eo amin'i Serbia sy ny Firaisambe Eoropeana, ary manohitra ny politika nasionalistan'i Nikolic. Ny sasany kosa anefa diso fanantenana amin'ny politikan'i Tadic nandritra ny fitondrany teo aloha ary mino fa nampahery ireo radikaly izany.

12 Desambra 2018

Obama hanao lahateny ao Maraoka?

Nitatitra momba ny fanentanana nataon'ireo Maraokana mba hamporisika ny Filoha-Voafidy Barack Obama hanao ny lahateniny voalohany ivelany any Maraoka ilay bilaogera Alzeriana-Amerikana The Moor Next Door. Hoy ilay bilaogera:

01 Desambra 2018