Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Novambra, 2017
Bitsibitsika Afgàna: Ny Tsy Fandriampahalemana & Fanavakavaham-bolokoditra
Niresaka momba ny tsy fisian'ny fandriampahalemana ao amin'ny firenena sy ny fipoahana baomba vao haingana ireo bilaogera Afgàna vitsivitsy. Hojerentsika ny vitsivitsy amin'izy ireo.
Dolara Amerikana, Zon'Olombelona & Ady
Miresaka lohahevitra mafana i Mehrangize Kar, mpikatroka ny zon'olombelona, mpisolovava & bilaogera monina any Etazonia: 75 tapitrisa dolara Amerikana manampy amin'ny fampiroboroboana ny demaokrasia ao Iran. Tsy mino izy fa afaka manampy ireo mpikatroka ny zon'olombelona Iraniana ny dolara Amerikana.
Afgàna Mpatory An-dàlana i Asharaf Barati, Talohan'ny Nahalasa Azy Ho Mpandraharaha Mahomby, Manonofy Ny Hanarina Ny Fireneny

"Te-hampiasa vola any Afganistàna aho, tsy nanadino velively ny fireneko aho ary tsy afaka ny hiaina finaritra raha mahafantatra fa mijaly ny mpiray tanindrazana amiko."
Belarosia: Ny Olan'ny Fiteny
Ao anatin'ny tontolo tonga lafatra, tsy inona ny fiteny fa fomba iray ifandraisan'ny olona tsirairay - tsy misy fiteny izay heverina ho ambony na ambany kokoa, ary omena fandrisihana ny ankizy mba handalina betsaka izany araka izay azo atao ...
Tafatafa Niarahana Tamin'ny Bilaogy “Afghan Warrior”
Nanomboka fanadihadiana maromaro niaraka tamin'ireo bilaogera Afgana ny Global Voices. Ny vahiny voalohany dia i Waheed avy amin'ny Afghan Warrior
Manasongadina Sakafo, Dihy Ary Mofo Naan Ny Fankalazana Ny Diwali Lehibe Indrindra Tao Japana
Noho ny fitomboan'ny fifamatorana nisy teo amin'ny firenena roa tonta, nitombo ny isan'ireo Indiana monina ao Japana nandritra ny roampolo taona lasa, fara fahakeliny 28.000.