Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Marsa, 2017
Hong Kong : Ny Worker News Izay Namaky Bantsilana Ireo Anganongano Momba Ireo Mpitsoa-Ponenana No Nahazo Ny Loka
"Tao anatin'ny taona vitsy, dia niroborobo ny fitsaratsaràm-poana ataon'ny fiarahamonina any Hong Kong ireo olona avy any amin'ny firenena hafa."
Ny Fijerin'Ireo Mpila Ravinahitra Ao Frantsa ny Firenena Mialoha ny Fifidianana Ho Filoham-pirenena
Alohan'ny fifidianana filoham-pirenena , miaina ny fiainako amin'ny maha mpila ravinahitra ahy aho.
Ho Avy Tsy Ho Ela Ao Etazonia ny Fanairana Amin'ny Smartfinday Rehefa Misy Fandraofana Mpifindramonina
Nitambatra ireo mpikirakira rindrambaiko sy ny mpikatroka teknolojia mba hamorona fampiharana ifarimbonana hanampiana ireo mpifindramonina tsy manana taratasy miezaka midify ireo manampahefana Amerikana.
Nilaza i Mem Fox, Aostraliana Mpanoratra Tantara Ho an'ny Ankizy Fa “Mampivarahontsana” Ny Fitànana Azy Tao Amin'ny Sisintany Amerikana
"Amerika! efa tezitra taminao aho saingy ankehitriny nampitomanianao i Mem Fox , mino aho VITA MANDRAKIZAY amin'ny fomba ofisialy ny amintsika..."
Miady ny Ady Tsara: Mihantsy ilay Didim-panjakana Navoakan'i Trump Ireo Mpiaro ny Zon'ny Mpifindramonina

Any amin'ireo seranam-piaramanidina sy biraon'ny mpisolovava manerana an'i Etazonia, nahita kianja iraisany ireo mpisolovava sy mpikatroka mafàna fo eny ifotony, hiarahany mitolona manohitra ny didim-panjakàna momba ny fifindràmonina navoakan'ny Filoha Trump .