Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Novambra, 2007
Kôngô (RDK) : Resadresaka niaraka tamin’i Cédric Kalonji nahazo ny lokan’ny bolongana miteny frantsay tsara indrindra
Bolongana (blaogy) vitsy mpamaky lasa tsy zoviana avy eo. Ny fahazoana loka ho an’ny famahanam-bolongana no manampy be dia be ho amin’izany na farafaharatsiny mampizotra ho amin’izany laza izany. Nanaraka akaiky...
Afrikana mivaro-tena sy ny varotra olona any Eorôpa
Ny blaogy la plume plus dia mitatitra fijoroana vavolombelona mpivaro-tena Afrikana sy tantara mampihoro-koditra mikasika ny varotra olona any Eorôpa : « C’est à partir de 12 ans que ma...
Vondronosy Karaiba: Ny Fanehoam-pankasitrahana
Dia mitohy ihany ny fitantarana ireo fomba aman-danonana manerantany. Ao anatiny indrindra ny any Etazonia amin’izao fotoana izao. Dia resaka momba ny fomba avy any indray no resahintsika na dia...
Japàna : Fanavakavahana ara-trano
Ny mpiblaogy James dia mitatitra ao amin'ny blaogy Japan Probe momba ny raharaha mikasika ny fanavakavahan ara-trano mahazo ny vahiny mipetraka any Japàna : « The Japan Times ran an article over...
Marôka : Afrikana mandrato fianarana any Marôka
Ny blaogy Olivier Gabirault dia mitatitra fa misy mandrato fianarana koa ireo Afrikana avy any Atsimon'ny Sahara tonga any Marôka : « Les jeunes Subsahariens ne viennent pas au Maroc...
Madagasikara : Diaspora sy ny Fampandrosoana
Navitrika dia navitrika ny tontolombolongana Malagasy (blaogasyfera) nijery ny anjara toeran’ny any ampielezana amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara. Lohahevitra efa mahazatra ny tontolombolongana Malagasy sy eo amin’ny tahirin-kevitra fampandrosoana afrikana moa...
Tantara Sovietika: Richard Sorge
Ny daty nanamarika ny andron’ny 7 novambra iray no notantarain’ny tao amin’ny ExecutedToday.com [Novonoina (ny datin’ny) androany] ka i Richard Sorge izay mpitsikilo “ nahombiazana tamin’ny fahafahany nanori-ponenana, amin’ny mahavahiny...
Afrika : Famerana ny “filàna ravinahitry ny manam-pahaizana any ivelany”
Tsy fototra olana fa voka-dratsy ny filan'ny manampahaizana Afrikana ravinahitra any ivelany, hoy ny mpiblaogy Omodudu : « I now know that African think tanks are gathered in Libya trying...