Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Septambra, 2013
Indiana Mpiambina Sisintany Afaka Madiodio Tamin'ny Fitifirana Tovovavy Avy Ao Bangladesh
Niparitaka nandritra ny fotoana nitrangàn'ny loza ireo sary misy ny vatany rotidrotiky ny fefy tariby. Niteraka fanehoa-kevitra maro feno fahatezerana tao Bangladesh ny didy navoakan'ny fitsarana, indrindra tao amin'ny media sosialy.
Ny Anjara Toeran'i Afrika Frankofona Amin'ny Teny Frantsay
Ny tranokala mpilaza vaovao Afrik.com mamoaka lahatsoratra fa ny tenin-jatozo afrikana [argot] dia nahazo vahana ao amin'ny teny frantsay [fr], ary milaza antsika fa tsy dia ironan'ireo mpanao [rap] firy intsony ny Verlan [teny mivadika]...
#YoViajoPara: Nahoana No Manao Dia Lavitra ny Amerikana Latinina?
Miresadresaka amin'ny alalan'ny teny ifankafantarana ao amin'ny Twitter #YoViajoPara ny antony itiavan-dry zareo mitsidika toerana hafa ireo mpitety firenena.
Mpifindra-monina: Ambony Lavitra Noho Ny Isa
Nitafatafa tamin'i Eileen Truax, meksikana iray mpanao gazety, i Robert Valencia, izay vao avy namoaka boky natokany hiresahana mikasika ny andian-taranaka tanora miaina ny "nofinofy amerikana"