Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Oktobra, 2011
Frantsa: Famerana Fanomezana Visa Ny Mpianatra Anjerimanontolo Vahiny
Raha mba nitovy amin'ny lalàna momba ny fifindra-monina ao Etazonia ny any Frantsa araka izay fanapahan-kevitra noraisina farany, dia orinasa Sinoa no mety tompon'ny Yahoo (naorin'i Jerry Yang avy any Taiwan),...
Kamerona : Afaka Hifidy Ve Isika Amin'ny Alahady Izao?
Ny Alahady 9 oktobra ho avy izao, fanineniny eo amin'ny tantaran-dry zareo no antsoina daholo ireo Kamerone rehetra mba hifidy izay ho filohan'ny repoblikany. Fifidianana iray hiavaka noho ny hamaroan'ny mpirotsaka ho fidiana ary ny mpifidy, maherin'ny 7 tapitrisa, na izay ao Kamerona ihany, na any ivelany, ary ireo fanontaniana mipetraka momba ny fihetsika asehon'ny Elecam, kaomisiona iray nampiandraiketina ny fandrindrana ny fifidianana.
Etazonia: Mitombo ny Tahan'ny Fahantran'ny Hispanika
Miharatsy hatrany ny toe-karena Amerikana. Manampy ny tahan'ny tsy fisian'asa efa tsy mety miala ihany koa ny tahan'ny fahantrana izay mahakasika vahoaka maherin'ny 46 tapitrisa, 15,1 isan-jaton'ny vahoaka, araka ny...