Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Mey, 2008

30 Mey 2008

Kôngô (RDK) : Fihaonambe mikasika ny sarimihetsika Eorôpeana sy ny fidangan'ny fisondrotry ny vidin-tsakafo

Tsy mahagaga an'i Du Cabiau a Kinshasa raha tsy rototra akory ireo mpijery manoloana izay tsy fahatanterahana nandritra ny Fihaonambe mikasika ny sarimihetsika Eorôpeana [festival du film européen] notanterahina tany Kinshasa, ary dia manararaotra mizara izay fijeriny ny fihetsiky ny mponina manoloana ny fidangan'ny fisondrotry ny vidin-tsakafo any Kôngô (RDK)...

28 Mey 2008

Bahrain : “Fahirano” atao ireo teratany Bangladeshy

Taorian'ny nitrangan'ny loza andro vitsy izay, izay namonoan'olona ity teratany Bahrainy iray nohon'ny fandavany handoa ireo fanampin-karama 500 fils (1.3 USD) izay notakian'ity Mekanisiana teratany Bangladeshy iray tamin'ny asa notanterahiny, dia nahanton'ny fanjakan'i Bahrain ny fanomezana fahazahoan-dalàna miasa hoan'ny teratany Bangladeshy rehetra. Misy aza vondrona Solombavam-bahoaka izay miketrika ny hanolorana...

23 Mey 2008

Diary iombonana hoan'i Afrika miteny Pôrtogey

Ny mpanao gazety mpiblaogy Orlando Castro monina any Angôla no manapariaka ao amin'ny Alto Hama ny fivoriana hotanterahin'ireo firenena Afrikana miteny Pôrtogey izay hanomboka amin'ny faha-28 May 2008 any Lisboana, any Pôrtogala : O passado, presente e futuro de África vai estar em Lisboa durante dois dias, durante os trabalhos...

08 Mey 2008

Kiobà : Nolavina ny fangatahana fazahoan-dàlana hivoaka ny firenena napetraky ny mpiblaogy Ramatoa Sanchez

Ireo mpiblaogy Kiobàna Babalu, sy Uncommon Sense ary 1Click2Cuba dia samy mitatitra avokoa fa ny mpiblaogy Yoani Sanchez [blaogy Generacion Y] izay monina any La Havane dia tsy nahazo ny fazahoan-dàlana hivoaka ny firenena izay ilainy amin'ny tokony nandehanany any Espaina mba handray ny loka fara-tampony hoan'ny mpanao gazety izay norombahiny...

Kiobà : Mampiasa solosaina ve ?

Cuba-Blog no mitatitra fa manomboka ny fivarotana solosaina amin'ny olon-tsotra any Kiobà : The recently-promised computers have now gone on sale in Havana — and surprisingly, many people are purchasing them. They still cannot access the internet, and need special permission to get an e-mail account […] The goods are...