Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Jolay, 2013
Nanangana ny Sendikàny Voalohany Ny Mpanarato Mpifindra Monina Ao Taiwan
Nitsangana ny sendikan'ny mpiasa mpifindra monina voalohany tao Taiwan tamin'ny 25 Mey 2013 ho fanatsarana ny tontolon'ny asan'ireo mpanjono vahiny
Raha Toa Izao Daholo Ny Rosiana, Iza Intsony No Hila “Trolls / Mpandranitra” ?

Milaza i Pavel Astakhov, ilay mpiaro ny zon'ny zaza ao Rosia fa misy ny fahafahana mandefa zaza kamboty Rosiana any Avaratr'i Caucase mba hatsangana any.