Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Marsa, 2008

Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Marsa, 2008

28 Marsa 2008

“Tantely amam-bahona” ny fiainana any Eorôpa araky ny fijerin'ny mpiblaogy Kongoley Cédric Kalonji

Mifototra amin'izay niainany, ny mpiblaogy Kongôley Cédric Kalonji dia mizara ny fijeriny momba izay “tantely amam-bahona” sedrain'îreo Afrikana misafidy ny hiaina any Eorôpa : Je me demande finalement qu’est ce qui est mieux entre la vie dans son enfer africain et tous ces regards et jugements pas toujours positifs au...

Arabeyes : Tsy Rototra tamin'ny Fifindran'i Magdi Allam ho Katolika ny Mpitoraka Blaogy

Maro ny olon-dehibe nifindra Katolika ary nataon'ny Papa Benedict XVI Batemin'ny tamin'ny faran'ny herinandron'ny Paka teo. Isan'ny natao Batemy tamin'izany i Magdi Allam, Silamo, teratany Ejypsianina, nonina tao Italia nandritra ny antsasaky ny fiainany mahery, ary fantatra koa fa mpitsikera ny “Silamo iringiriny”. Na dia “Silamo be” aza no nilazan'ny...

12 Marsa 2008

“Moroni Blues” tantara an-kira Kômôriana

Ny namana Vola, izay mpiblaogy Malagasy monina any Parisy, Frantsa no mitatitra ny fampisehoana izay natrehiny, tantara an-kira mitondra ny lohateny hoe “Moroni Blues”, diam-penin'ny mpanoratra Kômôriana Soeuf Elbadawi. Tsahivina fa i Moroni no renivohitry ny vondro-nosy Kômôriana : C'est l'histoire d'une ville – Moroni, où les grandes familles installées...

07 Marsa 2008

Ministry ny fifindra-monina Frantsay : “tsy firenena manavakava-bolo-koditra i Frantsa”

Ny Forum Realisance no mitatitra izay tafatafa nifanaovan'i Brice Hortfeux, Ministry ny fifindra-monina Frantsay tamin'ny gazety Jeune Afrique mikasika ny fampidirana ny fitiliana ADN hoan'ireo mpifindra monina, ny famerana ny isan'ireo mpiavy, ny fandroahana an-keriny ireo izay tsy manana taratasy ara-dàlana intsony sy ireo fanapahan-kevitra politika samihafa izay nitarika resabe, alohan'ny amehezana...

06 Marsa 2008

Rosia: fahatsiarovana ireo nianjadìn'ny fanondranana ho faty; “Dzhigit Day”

Tamin’ny faha-23 febroary teo, andro izay anamarihan’i Rosia ny fetin’ny fiarovana ny Tanindrazana, no nivorian’antokon’olona roa tao amin’ny Moscow's Bolotnaya Square ao Môskoa. Izany dia natao hanamarihana ireo Tsetsena sy Ingosa namoy ny ainy noho ny fanondranana ho faty tamin’ny taona 1944. Olona miisa 50 eo ho eo no nanatrika...

05 Marsa 2008

Rakotomalala Lova : Manome toerana an'i Madagasikara

I Rakotomalala Lova, izay fantatra koa amin'ny anaram-bosotry ny blaoginy hoe Malagasy Dwarf Hippo na Lalomena Malagasy Botry (satria ireo karazam-biby izay ripaka dia mba manan-kambara koa), dia teraka tany Madagasikara ary mitatitra momba ny blaogasyfera avy any Lafayette, any Indiana USA, izay toerana onenany sy anaovany ny asa maha-mpikaroka...