· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Septambra, 2017

Fifindramonina, Fialokalofana sy Tanindrazana!

Nanomboka tamin'ny revolisiona 1979, Iraniana an-tapitrisany no nandao an'i Iran noho ny antony isan-karazany ary nanomboka fiainam-baovao hafa tany amin'ity planeta ity. Bilaogera maro avy amin'ny anjerimanontolo no nizara ny antony nandaozan'izy ireo ny firenena.

21 Septambra 2017

Manapariaka Ny Bilaogy Aty Afrika Amin'ny Alàlan'ny Onjampeo

Mety miahiahy angamba ny mpihaino sasany  - "be pitsony loatra ny famahanana bilaogy ... aiza ny fahafahana hifandraisana, mbola lafo vidy ny aterineto, " izany no fanehoan-kevitry ny mpihaino iray - kanefa mampiseho ny fandaharan'ny Onjampeo BBC World Tambajotra Afrika fa zava-misy ary anisan'ny miroborobo ny famahanana bilaogy eto Afrika .

16 Septambra 2017