Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Febroary, 2010
Frantsa: Mpianatra manerantanymitoraka blaogy an'i Parisy ao amin'ny Cité Babel
Ny Tanàna iraisam-pirenenan'i Parisy dia mampiatrano vondrom-piaraha-monina mpianatra avy amin'izao tontolo izao monina sy mianatra any amin'ireo Anjerimanontolo Frantsay. Ny blaogy sy gazetin'izy ireo, "Cité Babel" dia mandinika ireo olana mifandraika amin'ny maha-izy azy ny tena, ny kolo-tsaina, ny tenim-pirenena ary ny fomba fijery an'i Frantsa sy izao tontolo izao.
Afrika: velona sy salama tsara ny fanjanahantany 50 taona taorian'ny nahazoana ny fahaleovantena
Manamarika ny faha-50 taonan'ny fahaleovantenan'ny firenena Afrikana miteny frantsay avy tamin'i Frantsa sy i Belzika ny taona 2010. Raha efa ilalana moa ny fankalazana ofisialy amin'izany dia eo ampangaroharoana adihevitra...