Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Janoary, 2008
UK: Fanimbazimbana ny tsangambatom-pahatsiarovana fandripahana, noankotrihina
Blogian no namoaka sary ahitana ny tsangambato najoro tany Bretainina lehibe tao Cardiff izay nisy nanimbazimba omaly. Tamin'ny fotoana hanomanana indrindra ny andro manokana ahatsiarovana ny fandripahana sy ho fanajana...
Jamaïka : Fiarahabana avy any Jamaïka
Francis Wade no mitatitra momba izay fomba fiarahabana avy any Jamaïka : In spite of the aggressiveness and sometimes harsh nature of life in Jamaica, one of the sweet contradictions...
UK: mahamenatra
Blogrel no manome ny heviny mikasika ilay fanimbazimbana nisy nanao omaly tany an-tanànan'i Cardiff tamin'ny mariky ny hazofijaliana najoro ho fahatsiarovana ireo Armeniana naripaka tamin'ny fotoan'androny. Nolazain'ny mpamaham-bolongana ary fa mahamenatra sady...
Kioba : Fifidianana sy ethanol
Manorotoro ny fomba fifidianana ny mpikambana parlemanta Kiobana i Child of the Revolution (Zanaky ny Revolisiona) ary indro kosa ny nampitain’i The Cuban Triangle mikasika ny “fiaraha-miasa ara-toe-karena eo amin’ny...
Armenia/Torkia: Fahatsiarovana an'i Hrant Dink
Androany ny tsingerintaona voalohany namonoana tany Istambul any Torkia ilay tonian'ny fanaovan-gazety Armeniana sady mpanao gazety rahateo Hrant Dink. Marilisa Lorusso's blog no nahatsiaro ity mpanao gazety ity ka nanokana...
Japàna : Zom-pifidianana hoan'ireo vahiny ?
James no mitatitra ao amin'ny Japan Probe ny adihevitra mikasika ny fikasana hanome ny zom-pifidianana hoan'ireo vahiny any Japàna: An article published last week in the Yomiuri Shinbun reports that...
Japana: Takiana ny hahaizana teny Japoney raha hitoetra maharitra
Novelabelarin'i Debito ny fanehoan-kevitra mikasika ny volavolan-dalàna napetraky ny governemanta Japoney mitaky ny fahaizan'ireo vahiny mihevitra ny hipetraka maharitra any Japana ny teny Japoney. Notsikerain'i Ampotant ny fampitam-baovao nataon'ny BBC mampihevitra ny mpihaino...
Mali : Vady aman-janaka navela
Faits Divers d'Afrique no mitatitra ny “lahatra” mpahazo ireo vady aman-janaka navelam-badiny izay lasa hila-ravinahitra: Après sept ans de mariage, Djénéba Kamaté vit loin de son mari. Il est parti...
Afrika : “Disney World”-n'ny fanandevozana
No Longer at Ease dia miresaka momba izay lazainy ho “Disney World-n'ny fanandevozana” : An early contender for the most bizarre news story of the year is that of American...
Armenia: Mahatoky
Shooosh ao amin'ny Life in Armenia no gaga fa raha very tao Yerevan ny valiziny dia nisy nahita ka namerina ny entana soa amantsara. Na dia malaza amin'izay any ampielezana...