Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Febroary, 2021
Tarika hip-hop iray tsy mitendry afa-tsy zavamaneno nentim-paharazana mba hanorenana kolontsaina Kazakhstani vaovao
Tetikasa andrana ara-mozika iray no miezaka manova ny fomba fijery ratsy atao amin’ny kolontsaina ambanivohitra, amin’ny famokarana hira vaovao mampiasa ireo zavamaneno nentim-paharazana.