Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Aogositra, 2014
Syriana Iray any Brezila: Tafatafa Niaraka Tamin'i Rami Alhames, Mpiara-miasa Ao Amin'ny Global Voices
Avy any Syria ka hatrany Brezila, avy amin'ny injeniera ka hatramin'ny fikatrohana mafana fo ary mifarana amin'ny Global Voices, manana ny tantarany tsara ho fantatra i Rami Alhames.