Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Desambra, 2016
Rehefa Sady Mainty ianao no Vahiny Ao Brezila: Mizara ny Tantarany Ny Afrikana Iray Mpianatra ho Mpitsabo
Ny 2016, raha mbola vao misasaka ny làlany haka ny diplaomany ho mpitsabo ao amin'ny Anjerimanontolo Federalin'i Rio de Janeiro, nanapaka hevitra i Johnson fa hanomboka hanoratra bilaogy momba ny fiainany ao Brezila
Miady Hanorina Fiainana Vaovao Ireo Mpitsoa-ponenana Nody Any Myanmar
“Niverina avy tany amin'ny toby izahay. Tsy nitondra vola be. Nahoana no asaina mandoa 3 tapitrisa Kyat [2.200 dolara amerikana] ? "
Manombana ny Hoavy Ambany Fitarihan'ny Governora Rosselló sy ny Filoha Trump ny Pôrtô Rikana
Mandanjalanja ny mety ho fiantraikan'ny fampiharana ny politikam-pandalàna ny nentin-drazana avy amin'ny Filoha Donald Trump sy ny Governora Ricardo Roselló ireo mpikatroky ny zon'olombelona ao Pôrtô Rikô.
Fantaro ny ‘Mpanonofy’ iray any Etazonia Nanomboka ny Orinasany Manokana Mba Hanentanana ny Olona Hifidy
Tsy afaka niditra ho Marines Amerikana i Antonio Valdovinos satria tanora tsy nanana taratasy ara-dalàna. Nanomboka nanao hetsika ho an'ny firenana izy ho solon'izany.
Nihitsoka tao Korea Nandritra ny Telo Taona Ity vehivavy ity Tamin'ny Fiezahana Hody Any An-Tanindrazany Any Etazonia
Tsy nameno ireo antontan-taratasy mihitsy mba haha-olom-pirenena Amerikana azy ireo ray aman-dreny nanangana azy, noho izany latsaka tao anatin'ny fidorohana izy. Ary ankehitriny tafahitsoka ao Korea ny tenany taoriana fitsidihana.