Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jolay, 2020

Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Jolay, 2020

Very asa, tsy manan-tsafidy: Mpiasa mpifindramonina Myanmar tavela tao Thailandy nandritra ny COVID-19

"Hatramin'ny nikatonan'ny toeram-piasako, tsy manambola tavela intsony aho, tsy haiko hoe aiza aho no hahita asa. Miaina ao amin'ny tobim-panorenana miaraka amin'ny zanakolahy efa-taona aho.."

Amerika Latina : Ny dian'ireo mpifindramonina

(Fanamarihana: lahatsoratra fandrakofana lohahevitra iray manokana nataon'ny Global Voices tamin'ny taona 2013 – Ny rohy tsy asiana fanamarihana manokana dia mitondra ho amin'ny lahatsoratra amin'ny fiteny anglisy) Tatitry ny NACLA momba ny Americas sy ny an'ny Global Voices mitrandraka ireo olan'ny fifindràmonina eo anelanelan'i Amerika Latina sy Etazonia ao anatina...

Fahatsapana hakiviana: Antsafa nifanaovana tamin'ilay mpitsoa-ponenana Uyghur any Torkia

Nanery ny tanora Uyghurs handao an'i Shina ary hijanona any an-tsesitany ny politikan'ny governemanta Shinoa amin'ny fanavakavahana ara-pirazanana sy ara-pinoana.

Filma fohy mampiseho hoe ahoana izany mainty ao Japana

Tsy maintsy nizaka sy nianatra, araka ny niainany azy ihany, ny fomba hiatrehana ireo fanesoana mpanavakava-bolonkoditra nataon'ny mpiara-mianatra aminy vaovao ilay zazalahy, izay sady mainty no Japoney.