Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Jona, 2008
Madagasikara : Mizarazara hevitra ireo mpiblaogy mikasika ny fanampiana ireo tra-boin'ny horohorontany any Sichuan
Nanolotra fanampiana ho fandraisana anjara amin'ny fiaraha-mientana iraisam-pirenena ho fanohanana ireo tra-boin'ny horohorontany any Sichuan, any Shina, ny governemanta Malagasy. Ny halehiben'ny voina sy izay fahasimbana dia nanosika ny governemanta hanome lelavola $100,000 USD hoan'ny masoivoho Shinoa Wo Ruidi any Madagasikara ho fandraisana anjara amin'izany ezaka iombonana izany. Mizarazara ny...
Mikasika ny fodian'ireo tra-boin'ny herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any amin'ny taniny
Agry ao amin'ny navegador solidário [mpiantsambo miray hina] no mizara vaovao mikasika ny fodian'ireo tra-boina izay nisedra herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any amin'ny tany nihaviany, dia i Mozambika zany : Enfim, ainda não chegou a hora do governo sul-africano reconhecer, sem rodeios, a sua responsabilidade em todo este...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...