Tantara mikasika ny Fifindràmonina tamin'ny Janoary, 2012
Sodana Atsimo: Krizy Amin'ny Maha-olona Ao Amin'ilay Firenena Vaovao Indrindra
Herintaona latsaka hatramin'ny nanambarany ny fahaleovantenany tamin’ny Jolay 2011 hanjary ho ny firenena vaovao indrindra eran-tany , dia mbola mitohy miatrika ny krizy amin'ny maha-olona hatrany i Sodana Atsimo, indrindra taorian’ny herisetra ifanandrinan'ny foko samihafa any an-toerana.
Hong Kong: Hetsika Tselatra Fanoherana Marika Lafovidy Iray
Olona an'arivony no nanao fihetsiketseham-panoherana teo an-tokotany manoloana ny tsenam-barotra Dolce & Gabbana's ao amin'ny lalan'i Canton, toerana ivangongoan'ny mpizahantany ao Hong Kong indrindra, omaly (8 Janoary 2012). Mivory ny olona,...
Zeorzia: Fodian'ireo Tiorka Meskhetian
Silamo maherin'ny 100.000 no nailik'i Joseph Stalin tamin'ny 1944 avy ao amin'ny faritra Meskheti ao Zeorzia. Ankehitriny, 60 taona mahery aty aoriana, manomboka miverina tsikelikely ny sasany ao anatin'ny andraikitry ny firenena manolona ny Folankevitr'i Eraopa.