Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Janoary, 2018
Nandrehitra Fahatezerana Tao Ozbekistan ny Fitombenan'i Robbie Williams
“Ireo ny tarika-ko... [Ary] ito kosa ny fitombenako... Izao alina izao, ahy ny fitombenanareo“
Ejipta: Finaonaon-tsaka Tsara Indrindra Ho An'ny Filoha Mubarak
Tsy tara amin'ny fanararaotana ny fampiasana ireo fitaovana media sosialy maro eo ampelatanany ireo Ejiptiana. Manisy maso mikasika ny fomba hanetsehana ireo blaogera sy ireo mpampiasa tambajotra i Marwa Rakha mba hanesoana lohateny iray ao anaty gazety mpivoaka isanandro.
Ejipta: Manova Zavatra ireo Bitsika #Top50Eg
Nampiasain'ireo Ejiptiana mpibitsika tao amin'ny Twitter ny tenifototra hoe #Top50Eg. Tarek Amr no mitondra antsika hitety ny tontolon'ny Twitter Ejiptiana mba hilazàna ny momba izany amintsika.