Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Septambra, 2010
Maraoka: “Ny maha-mpirotsaka an-tsitrapo ao amin'i Peace Corps an'i Belle”
Bilaogin-tsary mahatsikaiky iray no nitety ireo vehivavy Mpirotsaka an-tsitrapo ao amin'ny Peace Corps any Maraoka, na dia tsy nilaza ny loharano niaviany aza ireo mpitoraka bilaogy namoaka ilay sary mahatsikaiky, dia nilaza ireo vehivavy roa fa mikasika azy ireo izy ity. Ilay sary mahatsikaiky fototry ny resaka ve? «Nahoana i...
Somonga nandritra ny fahatapahan'ny Facebook ny alakamisy teo
Facebook no valan-tserasera (tambanjotra sosialy) lehibe indrindra manerantany amin'ny fananany mpikirakira azy mihoatra ny 500 tapitrisa. Tapaka nandritra ny ora vitsivitsy ny serasera tamin'ny facebook ny 23 septambra 2010 noho ny resaka teknika. Nanaraka izany fahatapahana izany ny somonga maro dia maro hita tamin'ny Twitter, ka nisy tamin'izy ireny no...
Egipta: “Te-hanam-bady aho”; hatrany amin'ny blaogy ka hatrany amin'ny fahitalavitra
Maherin'ny roa taona lasa izay dia nivoaka ho boky ny blaogy egiptiana iray milaza tantara fohy mahatsikaky momba ny fisasaran'ny tovovavy iray mitady vady mendrika. Tamin'ity taona ity izy navadika ho tantara mitohy amin'ny fahitalavitra, izay aseho manerana ny tontolo Arabo amin'ity Ramadana ity.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...