Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Febroary, 2010
Shina: Google lasa fanalàn'ny mpiserasera
Araka ny fitantaran'nyNew York Times vao haingana ilay nolazaina ho ‘Operation Aurora’, izay namely ny Google sy ireo vondronorinasa tandrefana 33 farafahakeliny dia noheverina ho niainga avy tamina Anjerimanontolo Shinoa....
Shina : horonantsary fohy maneso ny sivana amin'ny aterineto
Nahatontosa horonantsary fohy vaovao iray enti-mitsikera ny sivana amin'ny aterineto any Shina ilay mpamokatra horonantsarimihetsika tsy matihanina, Hu Ge . Tahaka ireny horonan-tsary fanadihadiana izay maharitra 7 minitra mahery eo,...
Okraina: “Raha toa moa ka orinasam-panjakana ny Google…”
Manadrohadro ny asam-panjakana Okrainiana sy ny fahelany amin'ny asany amin'ny alalan'ny lahatsoratra etsy ambany (UKR; Nadikan'ny mpampiasa LJ grosman ho amin'ny teny rosiana ato izany) ny mpampiasa LJ (Live Journal)...
Hanolotra tokim-pitiavana vaovao ny filohan'i Malawi amin'ny ‘Andron'ny mpifankatia’
Nandre ireo Malawians fa hanambady ilay Minisitry ny fizahantany taloha, Callister Chimombo ny filoham-pirenen'izy ireo Dr Bingu wa Mutharika amin'ny 1 May ho avy izao. Ialohavana fifamofoana araka ny fanao izany amin'ny andron'ny St Valentin , amin'ny 14 Febroary. Nirary soa ny filoha ireo mpitoraka blaogy sasany tamin'ity tantaram-pitiavana vaovao ity taorian'ny nahalasan'ny vadiny Ethel telo taona lasa izay.