· Janoary, 2019

Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Janoary, 2019

Shina : Famoronana tarehintsoratra Han vaovao

  31 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Vao tsy ela akory izay no nanambara ny firindran’ny endriky ny sarin’ny tarehintsoratra Han miisa 44 ny Minisiteran’ny fanabeazana ao amin’ny...

Mahatezitra ireo Malaoita ny Hevitry ny Bilaogera Iray momba ny “Nsima”

  20 Janoary 2019

Niteraka adihevitra momba ny halehiben'ny fahafahana mety hananan'ny olona amin'ny fanehoany hevitra anaty bilaogy ny lahatsoratra iray momba ny "nsima", foto-tsakafon'i Malawi. Nasehon'ireo fanehoankevitra sasany fa ilaina ihany ny famerana ny tena, ny fandraisana andraikitra ary ny fahatsapan-tena, indrindra raha manoratra momba an-javatra iray raisin'ny hafa ho sarobidy aminy ianao.

Korea: Taombaovao Sinoa, Miady Mafy koa ve ny Lehilahy?

  01 Janoary 2019

Fialantsasatra goavana ny Taombaovao ao Korea. Mody an-tanindrazany ny vahoaka, mivavaka amin'ireo razambeny, mivory miaraka amin'ireo havana ela tsy hita. Ankehitriny, namokatra ‘Soritr'aretina eo amin'ireo Vehivavy Mpikarakara Tokantrano’ ny Taombaovao noho ny hamafin'ny asa. Kanefa ho an'ny vehivavy ihany ve izany? Tsia. Misy koa ny Soritr'aretin'ny Taombaovao eo amin'ny lehilahy.