Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Jona, 2019
Belarosia: Hatsikana Ara-politika
Mbola tohizan'ireo blaogera taorian'ny vanimpotoana Sovietika ny fomba fanao sovietika taloha ela be, dia ny fiatrehana ny zava-misy sy ny fanehoana ny fisintahany amin'ny alalan'ny hanihany politika. Ahitana ireo sombina hatsikana maro mikasika ny politika Belarosiana ity lahatsoratra ity.