Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Desambra, 2016
Topimason'ny Lafiny Mampihomehy Amin'ny Krismasin'i Amerika Latina Ao Amin'ny YouTube
Hehy: Iray amin'ny singa lehibe indrindra amin'ny fankalazana ny krismasy amerikana latina.
Nanome Tsiny ny CNN Noho ny Vaovao Diso Momba ny Fireneny Taorian'ny Fifidianana Ny Ghaneana
"Tati-baovaon'ny kamo avy amin'ny @CNN ao anaty tantara mahafinaritra. Tsy mba misy fahasamihafana kely, fa marika mahazatra "Mijaly ny Afrikanina."
Ghana: Masoivohon'i Etazonia Sandoka Ao Accra Namoaka Visa Azo Tamim-Pitaka
Niasa nandritra ny folo taona tao Accra, renivohitr'i Ghana, firenena iray ao Afrika andrefana ny Masoivohon'i Etazonia sandoka. Natsangana sy tarihin'ny tambajotran'jiolahy ahitana Ghaneana sy Tiorka izy io ary mamoaka visa sy antontan-taratasy Amerikana hafa tena izy.
Voahontsakontsana i Trinidad & Tobago—sy Voaharoharon'—ny Horohorontany
Ny folakandron'ny 6 Desambra 2016, niaina horohorontany mahery vaika, voalaza fa amin'ny maridrefy 5,8 i Trinidad sy Tobago. Naharitra iray minitra, hoy ny tatitra sasany, noheverinta fa ambony noho ny 6,2 ny horohorontany tany am-boalohany.
Mpianatra Rosiana Mamorona Fitenin-dRindranasa Teniratsy Ranoiray Hampianarana ireo Tanora Namany Manana Diplaoma

Nanangana tenin-drindranasa mampiasa ny fiteny "gopnik" manokana ny mpianatra ao amin'ny Oniversiten'ny Teknolojiam-baovao St. Petersburg.
Karazam-Pihetseham-po Manoloana ny Teatira Vaovao Ao Podil, Kyev

Nankasitraka sy nihorakoraka tamin'ny fampisehoana ny "Trano fanaovana fampisehoana tantara an-tsehatra" ao amin'ny iray amin'ireo arabe tranainy indrindra ao an-tanandehibe ireo mponina ao Kyev.
Tsy Resaka Fikarakarana Biby ny Boky ‘Animal Farm’ [Toeram-Piompiana] na Ny Fihomehezana Naterak'Izany
Tsara ny Hobbit [Tapak'Olona]. Tokony hampivelatra ny "hobbit" tsara ny ankizy rehetra
Fantaro Ilay Mpaminanin'ny Doom [Vintan-Dratsy]… Ara-bakiteny Ao Afrika Atsimo
"Doom no vahaolana ry rahalahy sy anabavy , aoka hanondrika ny lohantsika isika ary hahazo ny rano mitsifitra avoakany"
Miverina ao amin'ny Fahitalavitra Rosiana ny Fanalàna Ara-politika, Tsy Nombàna na iza na Iza

Zavatra ahitan-doza any Rosia ny fandrabirabiana ara-politika, raha toa ka efa maherin'ny am-polo taonany izay no nisehoan'ny fandrabirabiana farany tsy misy fiafarany natao tao amin'ny fandaharana fahitalavitra.