Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Marsa, 2013
Lalana Ao Slovakia: “Asiana Lavaka Sy Hitazana ny Fitomboan'izany”
Tamin'ity taona ity, ratsy dia ratsy ny toetry ny lalana ao Slovakia. Raha jerena, mbola ratsy kokoa noho ny tamin'ny taon-dasa. Tamin'ny 28 Febroary, nanoratra [sk] ny gazety SME fa ao amin'ny faritra Košice, ao Atsinanan'i Slovakia fotsiny dia ahitana lavaka amin'ny arabe mirefy 37.000 metatra toradroa, kanefa mbola tsy tapitra...
Dihy Karinavaly Samba Mandritra Ny Mondialy Ao Brezila
Anisan'ny fitantarana manokana amin'ny #CopaPública ity lahatsoratr'i Mateus Coutinho ity, izay navoaka voalohany tamin'ny 8 Febroary 2013, tamin'ny lohateny hoe Carnaval e Copa, será que dá samba? Manoloana ny fandroahana an-katerena sy ny fifaninanana tombotsoa politika amin'izao fahatongavan'ny fifaninanana Tompon-daka Manerantany FIFA 2013 ao Brezila izao, nifamaly momba ny fandresena dihy samba ireo vondrona mpankafy...
Nifidy An'i Morsi ny mponina Ejiptiana Satria …
Tao amin'ny Twitter, Nanenina avokoa ireo mponina Ejiptiana izay nifidy an'i Mohamed Morsi tamin'ny fifidianana ho filoham-pirenena Ejiptiana tamin'ny 24 Jona - ary mazava tsara ny nenin'izy ireo tao anaty tenifototra iray vaovao izay mivaky hoe: Nifidy an'i Morsi aho satria .. Niteraka fanesoana mifangaro sangisangy io tenifototra [ar] io...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...