Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Oktobra, 2011
Masedonia: Bitsika An-tapitrisany – Tononkalo Dika Sangisangy “Existentialist”
Ilay mpitoraka blaogy iskra_iskric dia tsy nihambahamba nanova hira rock faheno iray an'ny tarika Arhangel hifanaraka amin'ny zava-misy amin'ny virtoaly, ka namorona tononkalo [mk] vaovao tamin'ny bitsika.
Okraina: Ny Filoha Yanukovych Ao Anatin'ny The Simpsons?
Ny tantara farany nivoaka tamin'ilay andian-tsarimiaina The Simpsons dia nieli-patrana tany Okraina noho izy nanao kisarisary mampihomehy momba ny firenena sy ilay jiolahy mafia any Kiev antsoina hoe Victor, izay, araka ny navoitran'ny mpiondana aterineto, dia mitovy amin'ny Filoha Okrainiana Viktor Yanukovych.
Però: Mick Jagger Nitsidika an'i Lima
Nanomboka niely ny tsaho tamin'ny Asabotsy atoandro 8 oktobra lasa teo fa nitsidika an'i Lima i Mick Jagger. Nanomboka izany tsaho izany ny fandefasana sary manjavozavo nalefan'ny Mpisionkatserasera César Bejarano (@Cesar_Bejarano) izay navoakan'ny gazety Perú 21 kinova an-tserasera ao an-toerana ihany koa. Ahitantsika olona mitovy amin'ilay mpanankato Anglisy fanta-daza ny ao anatin'izany....
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...