Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Jolay, 2011
Arzantina: Inona no mahasorena ny Arzantina?
Tamin'ny 22 Jolay, nanjary lohahevitra vaovao nironana ary narahina fihetsiketsehana sy fahasorenana momba ny politika [es], fifamoivoizana [es], ny fiarahamonina[es] eny fa na dia ny fianakaviana [es] sy ny tambanjotra sosialy [es] ny tenifototra hoe #irritante [es] (#mahasosotra).
Bolgaria: Andro Iray Tsy Misy An'i Boyko Borisov PM
5 Jolay 2011, nisian'ny fanamby mahaliana ho an'ireo fampahalalàm-baovao Bolgara efa mahazatra : Hamaly ny antso iray ao amin'ny Facebook hoe "Andro iray tsy misy an'i Boyko Borisov" [bg; tsy mandeha intsony amin'izao ilay pejy, satria taorian'ny hetsika dia noraisin'ireo mpikarakara ny fanapahan-kevitra hamafa azy, mba hisorohana ny spam, hafatra...
Rosia: Misafidy ny sainan'ny tanànany ny bilaogeran'i Vladivostok
As the Asia-Pacific Economic Cooperation (APEC) summit of 2012 approaches, local authorities of the Russian maritime city of Raha manantomotra ny Vovonan'ny Fiaraha-miasa ara-toekarena Azia sy Pasifika (APEC) 2012, sahirana anaty fikarakarana Vladivostok, ny mpisera tia famoronana kosa nanoratra fa tsy manana saina ofisialy [ru] handraisana ny lanonana ny tanàna....
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...