· Novambra, 2011

Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Novambra, 2011

Ejipta : Ireo Fanjakana Kely Ao Cairo

Noheverinao ve izany fa i Cairo dia tanàn-dehibe iray? Ny tena marina, fitambaranà fanjakana kely maro izy io ary tsy mifampiankina . Ao amin'ity lahatsoratra ity, ilay bilaogera Karim Shafei dia manazava amintsika ny tena fomba fihodin'i Cairo.

23 Novambra 2011