· Novambra, 2010

Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Novambra, 2010

Madagasikara : Antenaiko ho “pont” hatramin'ny faha-16 mihitsy aza!

  17 Novambra 2010

Ny mpiblaogy Lay Andriamialy dia mitatitra ireo fomba fijery samihafa ananan'ny sarambambem-bahoaka manoloana ity fitsapan-kevibahoaka momba ny lalam-panorenana vaovao ity: - Est-ce que le 17 Nov sera férié? – J'espère et même que le 16 soit pont “- Ho andro tsy fiasana ve izany ny faha-17-n'ny volana Novambra? – Antenaiko...