Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Jolay, 2008
Arabia Saodita: Ifanavahana hatramin'ny rohy
Efa diso fantatry ny rehetra fa iainana andavanandro ny fifanavahana ny lahy sy ny vavy - fa mba manaoahaoana kosa ny aty an-tserasera? Moa afaka ampiarahana amin'ny vondron-drohy iray ve ny anaran-dahy sy ny anaram-bavy? Nivanivany tamin'ilay hevitra ny mpamaham-bolongana Saodiana iray.
Shina : Toeram-pisakafoanana = Simba ny Vohikala Mpandikateny
Buxi no mampahatsiaro ao amin'ny Fool's Mountain [Vohitry ny adala] ny loza mety ateraky ny tsy fahalalàna sy ny fahatokisana an-jambany ireo vohikala mpandikateny ka manapariaka sary feno hatsikana nalaina tany Shina : “Translate Server Error” = Simba ny Vohikala Mpandikateny raha Toeram-pisakafoanana [Canteen, cantine] kosa no dikan'ny soratra Shinoa...
Israely : Tsy homeko voanjo intsony ianao !
Shalom Rav no manala sarona ao amin'ny Jewschool [sekoly Jiosy] fa Israely hono no firenena fatra-pihinana voanjo indrindra eran-tany, misy anefa tatitra nivoaka vao tsy ela manambara fa mety ho fanondranana voanjo an-tsokosoko avy any Iran no foto-pamatsiana voalohany izany tsena goavana any Israely izany : Anyone with even a passing knowledge of Israeli...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...