Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Oktobra, 2012
Israely: Nikambana ny Antoko Ankavanana Mba Hanome Bibirman
Naneho hevitra tao amin'ny Facebook sy Twiiter ny Israeliana manoloana ny fanambarana fa hanao biletam-pifidianana mitovy ireo antoko roa ankavanana lehibe mavesa-danja amin'ny fifidianana hoavy amin'ny Janoary 2013. Mikasa handrombaka...
Chile: #LosQueSobran Fanentanana Manosika Ny Tanora Handeha Any Amin'ny Biraom-Pifidianana
Misy vondro-pikambanana tsy miankina amin'ny fanjakana Shiliana iray miara-dia handrisika ny tanora Shiliana hifidy mandritra ny Fifidianana Kaominaly izay hotontosaina amin'ny Alahady 28 Oktobra 2012. Manao izao hetsika izao ireto fikambanana ireto...
Ejipta: Soso-kevitra ho An'ny Mpanao Fihetsiketsehana ao Koety
Satria efa miditra amin'ny hetsi-panoherana goavana indrindra ny Koesiana hanamelohana ny fanovana lalàmpifidianana, nataon'ny mpandovan'ny fanjakana rehefa noravana ny Antenimiera, nisahirana tao amin'ny Twitter ny Ejipsiana mba hanome soso-kevitra ireo Koesiana amin'izay...
Tontolo Arabo: Fotoana Mahasosotra Ny Salafista
Salafista, fantatra amin'ny volombavany lavabe, sy ny akanjony (thobe), ary manaraka fitsipika sarotiny amin'ny fomba Islamo, no kendren'ny vazivazy tao amin'ny Twitter tamin'ny alalan'ny tenifototra hoe #SalafiAwkwardMoments. Taorian'ny fionganan'i Zine El Abidine...
Sainam-pirenena natsongoloky Ny Mpitondra Portiogey Nandritra Ny Fetim-pirenena
Nanamarika Ilay fankalazana ofisialy ny faha-5 oktobra tao Portiogaly, fetim-pirenena nanaganana ny repoblika ny taona 1910, ny fihetsika miavaka sy azo atao hoe mampalahelo nataon'ny Filoha Cavaco Silva, raha nampitsongoloka tsy nahy ny sainam-pirenena.
Pero: “Ny Lamosiko Iresahana, Atoa Filoha”
Naneho ny tsikerany mahatsikaiky ireo Peroviana mpampiasa Twitter taorian'ny nanehoana ny lahatsary izay toa hoatry ny ahitana fifanakalozan-dresaka henjakenjana teo amin'ny filoham-pirenena mivady.