Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Oktobra, 2020
Andiana abidy karaibiàna mitokelaka amin'ny TikTok
Lasa fomba iray entina miatrika ny valanaretina COVID-19 ny hehy sy tokiky, saingy ao anatin'ny vanimpotoana iray mahabe ireo "mpanefy hevitra" aty anaty media sôsialy, mbola misy olona afaka mitaky ny maha-tokamaiavaka ny asany sy ny resaka fizakàmanana ara-tsaina ve?
Foana noho ny COVID-19 ny Fetibe fanaon'i Trinité-&-Tobago
"Manaraka tsotra izao ny zavamisy io ary lojika. Tsy niandry antsika ireo firenena hafa fa tonga dia nanafoana ny hetsika [tany aminy.]"
Nahazo ny lokan'ny Printsin'i Asturias tany Espaina i Quino ilay mpanao tantara an-tsary ‘Mafalda’
Ilay mpanao sariitatra Arzantiniana fanta-daza 81 [2014] taona no ilay lehilahy ao ambadiky ny zazavavy kely Mafalda idealista nefa mahita ny lafy ratsin-javatra.
Nanao veloma farany an'ilay namorona an'i Mafalda ireo mpanakanto manerantany
Lasa "marika manerantany maneho ny fikomiana sy ny finoana ny tontolo tsaratsara kokoa" i Mafalda, olon'ny tantara an-tsary malaza.