Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Febroary, 2011

Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Febroary, 2011

27 Febroary 2011

Bahrain: Ny “meme”-n'ilay lehilahy nihiaka TAKBEER

Vokatra tsy nampoizina tamin'ireo hetsi-panoherana nandritra ny Andron'ny Fahatezerana izay mbola mitohy any Bahrain, niara-nivondrona ireo mampiasa ny media sosialy ary namorona ny "meme" voalohan'i Bahrain : ilay lehilahy nihiaka "TAKBEEER"

23 Febroary 2011

Libya: Inona no nahatara an'i Gaddafi?

Ity lahatsoratra ity dia anisan'ny fitantarana manokana ataonay momba ny Fitroarana 2011 any Libya. Miteny ao amin'ny fahitalavi-panjakana ankehitriny ny mpanao didy jadona ao Libya Muammar Al Gaddafi. Mandra-piandry ny kabariny dia niezaka ny hamantatra ny antony nahatara ny kabary efa niomanana ny tweeple avy amin'ireto angona tweets na sioka...

16 Febroary 2011

Ejipta: Ilay lehilahy ao an-damosin'i Omar Suleiman

Na dia ny revolisiona aza tsy nahasakana ny fahaiza-mampihomehy Ejiptiana. Amin'izao fotoana izao, efa malaza toa ny Kianja Tahrir ilay lehilahy mijoro aorian'ny filoha lefitra Omar Suleiman.

13 Febroary 2011

Ejipta: Novain'i Mubarak ho “manahirana” ny toetoetry ny fifandraisany amin'ny Facebook

Mafana fo Ejiptiana sy teratany Tandrefana hafa koa no nampiasa ny fitenin'ny media sosialy hanaovana hatsikana mba hitantarana ny zava-nisy araka ny nitrangàny. Mitosatosaka koa ireo kaonty hosoka ho an'i Mubarak, ary nitazona ny moraly ho ambony ireo hosoka ireo tamin'ny tenifototra #jan25 Twitter, na tamin'ireo fotoana maizina nisian'ireo fifandonana...