Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Oktobra, 2013

Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Oktobra, 2013

21 Oktobra 2013

Niteraka Onjanà Bitsika Mahery ilay Horohorontany Tao Trinidad & Tobago

Raha toa ka nisy maridrefy azo nandrefesana ny filazam-baovao sosialy, dia isan'ny avo dia avo mihitsy ireo fanehoan-kevitra mikasika ilay horohorontany ny alin'ny 11 Oktobra 2013 , raha tsy hijery afatsy ny tao amin'ny Twitter sy Facebook.

17 Oktobra 2013

Mitsambikìna Eny Amin'ny Tetezana Fa Handalo Ny Fiara Mitandahatry Ny Filoha Tajik!

Nampiseho ny fankahalan'ireo mpampiasa aterineto ao amin'ny firenena ny fiara mitandahatry ny filoham-pirenena ny zava-nitranga vao tsy ela tany amin'ny renivohitr'i Tajikistan.

14 Oktobra 2013

#IranJeans: Eny, Mipataloha Jeans Izahay, Atoa. Netanyahu

Ny fananihaniana ny Praiminisitr'i Isiraely, Benjamin Netanyahu, tamin'ny filazàny hoe tsy afaka manao jeans ireo Iranianina.

05 Oktobra 2013

Namoaka Valim-pikarohana Ara-tsiansa Ny Saodianina iray Mpitondra Fivavahana Hanehoany Hoe Maninona Ny Vehivavy No Tsy Tokony Hitondra Fiarakodia.

Tokony tsy hitondra fiarakodia ireo vehivavy any Arabia Saodita satria misy fiatraikany ratsy any amin'ny valahany sy ny fihary atodinaina izany hoy ny relijiozy iray. Aza ihomehezana.

Tanàna Sinoa Iray Manasa Ireo Mpampiasa Aterineto Hitsara ny ‘Chinglish’-ny

Mba hisarihana vahiny maro hafa hiasa any Shenzhen, nanomboka hetsi-panentanana hanaisorana ireo tarehin-tsoratra diso dika ny tanàna.