· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Desambra, 2017

Sary: Fandehandehanana Any Afovoany Atsinanana

Rehefa nahita ireto sary ireto aho, dia nieritreritra : ondry=Nouvelle Zélande. Izany hadisoako ! Rehefa jerena akaiky, tsy dia tena maitso ny bozaka ary misy satrana erỳ ampara tazana. Tena akaiky be ny toerana misy ahy nòho ny noeritreretiko ity. Atombontsika amin'i Riad, renivohitri'i Arabia Saodita, ny fitsidihantsika ireo bilaogy an-tsary ao Afovoany...

Afovoany Atsinanana: Fikasihana Kisoa ve no Mahatonga Fielezan'ny Gripan-Kisoa?

  18 Desambra 2017

(Fanamarihana: Lahatsoratra teny anglisy tamin'ny 15 mey 2009) Taonjato 14 mahery taorian'ny fandraràn'ny silamo ny fihinanana henan-kisoa, misongadina ho lohateny indray ny kisoa manerana ny tontolo Arabo – tamin'ity indray mitoraka ity amin'ny endrika sioka, hafatra nalefa tamin'ny sehatra Twitter . Avy any Jordania i Roba Al Assi no manambara...

India, Etazonia: Tany Amin'ny Taompolo 1980

  18 Desambra 2017

Etazonia ho an'ny Indiana tamin'ny taompolo 1980.  Nanomboka ity lahatsoratra mahaliana momba ny kolontsaina, ny sakafo ary ny zavatra iainan'ireo mpifindra monina ity i Ramesh Madhavan, mpanoratra zokiolona an-tserasera.

Ny Paositra Ao Rosia

  10 Desambra 2017

Eo amin'ny adiny folo eo ny mandeha fiarandalamby mankany Kyiv, Okraina raha miala ao Moskoa, Rosia. Saingy ny taratasy alefa amin'ny Air Mail avy ao Moskoa dia tsy tonga any Kyiv raha tsy efa ho folo andro.