Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Aogositra, 2008
Brazil : Antsika ny Alimo
Nisy nanokatra blaogy vaovao : Bronze Brasil 2008 ho fananihaniana ny vokatra azon'ireo atleta Braziliana tamin'ny lalao Olympika ao Beijin. “Toa rava tanteraka ny nofinofintsika handresy ny record amin'ny lalao...
Hatsikana folo voalohany mikasika ny Kominisma
Nataon‘i Owen ao amin'ny Lex Libertas ireo hatsikana folo voalohany mikasika ny Kôminisma avy amin'ny fifaninanana tamin'ny aterinteto, izay nandefasan'ny be sy ny maro ny hatsikana ankafiziny.
Vietnam: Ny resaka fananahana no be mpitady indrindra
The Comical Hat no nanoratra fa hatramin'ny taona 2007, fa niakatra avo dia avo ny fitadiavana amin'ny alalan'ny voambolana hoe ‘sex’ na fananahana ao Vietnam ary nahasongona ny firenena tahaka...