Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Jolay, 2012
Fanjakan'i Baroa ve i Tonizia?
Mafana tanteraka ny adihevitra nanomboka tamin'ny 19 Jolay raha nosokajian’ i Mahmoud Baroudi, mpikambana ao amin'ny Antenimieram-panorenana (NAC) ho “Filohan'ny Repoblikan’ akondro [Fanjakan'i Baroa] ny filoha vonjimaika Moncef Marzouki. Niteraka savorovoro tanteraka tao anatin'ny Antenimiera izany fanambarana izany. Nangataka tamin'i Baroudi ireo depiote mpikambana ao amin'ny antoko telon'ny firaisan'ny governemanta mba hitsipaka ny fanambarany....
Rosia, Belarosia: Medvedev sy ny “Toerana Fanaovana “Cirque” Belarosiana”
Nandritra ny fitsidihan'ny Praiminitra Dmitry Medvedev tany Minsk tamin'ny Zoma 18 Jolay, nandefa tweet tamin'ny sary Instagram nahitana ity teny ity izy: “Tao amin'ny araben'i Minsk.” Ny olana tamin'ny sary dia ny fanoritsoritana ny Toerana fanaovana cirque an'ny fanjakana Belarosiana, izay niteraka fanehoan-kevitra mikasika ny fihaonanan'i Medvedev tamin'ny filoha Belarosiana Aleksandr Lukashenko sy...
Seho Youtube Mitondra Ny Haino Aman-jery Sosialy Ho An'ireo Mpijery Miteny Anglisy
Te-hahalala ny zava-miseho ao amin'ny haino aman-jery sosialy any Shina nefa tsy mahay miteny Shinoa ve ianao ? Tohizo ary ny vakiteny. Efa efa-bolana izay no nanokafan'i Elle Lee (@ElleIconLee) sy Casey Lau (@hypercasey) Youtube mba hanaparitahana ny Weibo Today izay fandaharana isan-kerinandro ao anaty aterineto manasongadina ireo lohateny malaza...
Ejypta: Manoro Hevitra Ireo Syriana Ny Ejypsiana
Mizara toro-hevitra amin'ireo Syriana ny Ejypsiana -ao amin'ny Twitter. Amin'ny alalan'ny tenifototra manokana, sy torohevitra manomboka amin'ny hoe “aza maka sary miaraka amin'ny fiara mifono vy” ka hatramin'ny “mandraisa torohevitra avy amin’ olo-kafa.” Taorian'ny vaovao nitranga tao Damaskosy androany atoandro no anton'izany,vaovao mikasika ny nahafatesan'ireo mpikambana ambony telo ao amin'ny presidanza...
Madagasikara: Mankafy ny Fiadiana Tompon-dakan'i Afrika 2012 ho an'ny baolina lavalava
Madagasikara no mampiantrano ny Fiadiana Tompon-daka nokarakarain'ny Konfederasiona Afrikana ho an'ny Baolina Lavalava (CAR), fifaninanan'ny Vondrona 1B nanomboka ny 4 Jolay hatramin'ny 11 Jolay lasa teo. Ireo firenena hafa tao amin'ny vondrona dia i Maraoka, Namibia ary Senegaly. Raha sahirana tamin'ny olana ara-toekarena sy ara-politika ny firenena nanomboka tamin'ny fanonganam-panjakàna...
Lahatsary: Misokatra Ny Fifaninanana Manerantany Horonantsarimihetsika Iray Minitra Momba Ny Tontolo Iainana
Manomboka ny fifaninanana horonantsarimihetsika iray minitra miompana amin'ny tontolo iainana andiany fahatelo karakarain'ny Tve Biomovies. Mahazo mandray anjara avokoa izay rehetra mihoatra ny sivy taona manana fakantsary ka manana hevitra hanao lahatsary (video) iray minitra miompana amin'ny lohahevitra mifandraika amin'ny tontolo iainana mba hahazoana loka $300 ahafahana mifaninana hahazoana loka...
Oganda: Ny Lainga Ogande Tsara Indrindra Ao Amin'ny Twitter
Ny tenifototra #TopUgandanLies sy #TopKenyanlies dia mampiasaina ny tontolo andron'ny 13 Jona, 2012, izay nizarana tamin'ny Twitter ny lainga tsara indrindra eto amin'ny faritra. Ho an'ny mpampiasa Twitter @PhenomenalPPP, ny lainga Ogande tsara indrindra dia " Ety an-dàlana aho, tonga any aho afaka 15 minitra".Vakio ao amin'ny lisitry ny lainga...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...