Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Septambra, 2017
Ny Herinandro Tao Koety
Avelan'i Nibaq tao an-trano fandrona ny milina fanoratsoratany ka dia manoratsoratra eo daholo ny tsirairay ao an-tokantrano
Ny Herinandro Tao Bahrain. (10/03/06)
Raha toa ka nahita fahombiazana lehibe ilay fampanantenana nataon'i Haitham Sabbah mba hampiditra an'i Palestina amin'ny Blogger, Yahoo sy MSN, mbola miady amin'ny devoly miaraka amin'i Mullas foana i Mahmood, manohitra ny Lalàna Manokana vaovao ao Bahrain!
Mamerina Ny Lazany Ao Azia Afovoany I Steven Seagal , Ary Mampatahotra Ny Mety Ho Tohin'izany
Misy ve ny sarimihetsik'i Genghis Khan izay manasongadina an'i Seagal ao amin'ny fantsona? Ndeha antenaina hoe tsia .
RDC: Fangatahana Amin'ny Transparency International & Adihevitra Momba ny Fifidianana
"Maître du monde," (Tompon'izao rehetra izao): fandrahonana ho an'i Kabila? Avy amin'i Etienne Ngandu
Milina Mpivarotra Manerana Izao Tontolo Izao Ka Nahagaga Ny Japoney
Na mendrika na tsia, nanana laza hatry ny ela fa manana milina fivarotana hafahafa sy mampihomehy i Japan. Ny tsy fantatry ny besinimaro anefa, dia ny eritreritr'ireo Japoney momba ireo milina hafa mpivarotra any amin'ny firenena hafa.
Seho Faha-4 an'ny Global Voices
Ato anatin'ity andiany ity, asongadinay ireo ampahany avy aminà mozika isankarazany nohavaozina
Ny Malaza Ao Amin'ny Tontolon'ny Bilaogy Saodiana
Lalao baolina kitra sy hockey, hijab (voaly) sy fatwas, fihaonan'ny bilaogera, ary marobe kokoa avy amin'ny tontolon'ny bilaogy Saodiana tamin'ity herinandro ity.
Arabisc: Hetsika Avy Any Amin'ireo Toeram-Pivarotana Lehibe Ao Dobay sy Koety
Toerana isehoan-javatra izao tontolo izao ary dia toy izany no miseho ao amin'ny City Center ao Dubai, izay heverina ho toy ny toeram-pivarotana anisan'ny lehibe indrindra amin'ireo rehetra ao amin'ny golfa.
Libanona: Lohahevitra Maro Anaty Fehezana Iray
Mahita aho fa na dia manaiky aza ny olona tsirairay hoe manahirana ny zava-drehetra ary miaina izany avokoa na aiza na aiza toerana aleha, raha ny marina dia tsapa fa tsy mitovy mihitsy ny fomba fijerin'ny olona ny "tena antony mahatonga" ny fifandirana.
Fihomehezana Lehibe Tao Venezoela
Hanatontosa fifidianana mahatsikaiky indrindra eo amin'ny tantaran'ny firenena ny Venezoeliana. Nanambara tamin'ity herinandro ity ilay mpihira Benjamin Rausseo, fantatra amin'ny anarana hoe Er 'Conde del Guacharo (Count of Guacharo), fa hirotsaka hofidiana filoha izy.