· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Janoary, 2008

Singapore : Tsy Shina velively

Tankona tsy nahateny i Arzhou namaky fa araky ny birao iray misahana ny hetra any Amerika [USA] dia isan'ny faritanin'i Shina i Singapore : Amazing how this common misconception is...

28 Janoary 2008

Faritry Balkan : “Jestdej”

Sleeping with Pengovsky no manala sarona ny fomba ataon'ny mpihira Krôasiana hihirana ilay hira malaza ‘Yesterday’-n'ny tarika ‘the Beatles’ : … For all of you native speakers out there –...

28 Janoary 2008

Koety: Scarlett Johansson tany Koety

Namangy tany Koety ny mpanakanto mpilalao an-tsarimihetsika Scarlett Johansson, velom-panontaniana i Mark : How does one go about getting access to US camps in Kuwait? “Lalana inona ary no tokony arahina mba...

23 Janoary 2008

Kazakhstan: fianjerana ovni

Nosoratan’i Zhanna Zhukovany vaovao hafahafa amin’izay lazaina fa fianjerana Ovni (Zavamanidina tsy fanta-piaviana – Objet volant non identifié) any avaratry Kazakhstan nataon’ny lehiben’ny polisy tao an-toerana tamin’ny mpiadidy ny toerana.

10 Janoary 2008