Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Septambra, 2011
Danemarka : Farany, Niantso Fifidianana Ny Praiminisitra
Androany(26 Aout 2011), nanala ny fitaintainan'ny Danoa ihany ny Praiminisitra Danoa Lars Løkke Rasmussen nony farany, tamin'ny fiantsoana fifidianana parlemantera : ny andro lehibe dia afaka telo herinandro, ny 15 septambra. Maria Grabowski no manolo-tena mitatitra indroa amin'ny aterineto ny nateraky ny fiandrasana ela ny fanambaràn'ny PM.
Kyrgyzstan: Habetsahana sy Hatsarana mialoha ny Fifidianana
Hisy fifidianana Filoham-pirenena ilay firenena kely nalaza tamin'ny rotaka politika amin'ny volana Oktobra 2011. Ankehitriny dia manam-bintana halaza amin'ny zavatra hafa indray i Kyrgyzstan: mpizaka zom-pirenena Kyrgyz 83 no nisoratra...
Maraoka: Ny Antoko Mpanohitra Twitter
Tamin'ny Alatsinainy, nanantosa fanentanana ny governemanta hampideradera ny “zavabitany” hatramin'ny nahazoany ny fitondrana. Sary goavana sy hafatra an-tsoratra SMS midera ny “vokatra azo” hatramin'ny efa-taona nitantanan'ny governemanta mpandala ny nentin-drazana...