· Mey, 2010

Tantara mikasika ny Hehy tamin'ny Mey, 2010

Rosìa: Sary tany amin'ny “Zombie Mob”

Rà sandoka raofina aman-taonina,  ratra maro tsy ampoizina sy maty-mitsangana miriaria  ary biby mampivarahotsana samihafa no indray nameno ny araben'i Moskòa. Sary nalaina nandritra ny hetsika “Zombie Mob” [fifamotoan'ireo miakanjo sy maka-tahaka ireo mpilalao sarimihetsika mampatahotra] dia azo jerena ato, sy ato ary ato.